-
Jeremia 8:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 ‘Rehefa angoniko izy ireo, dia horinganiko’, hoy i Jehovah.
‘Tsy hisy voa ho tavela eo amin’ny voaloboka, tsy hisy voa koa ny aviavy, ary halazo ny ravina.
Ary izay nomeko azy dia hafoiny.’”
-