Jeremia 7:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia hataoko tsy misy feon’olona mifaly sy miravoravo, na feona mpampakatra sy ampakarina,+ intsony ao amin’ireo tanànan’i Joda sy eny amin’ny lalan’i Jerosalema. Fa ho rava tanteraka ilay tany.’”+
34 Dia hataoko tsy misy feon’olona mifaly sy miravoravo, na feona mpampakatra sy ampakarina,+ intsony ao amin’ireo tanànan’i Joda sy eny amin’ny lalan’i Jerosalema. Fa ho rava tanteraka ilay tany.’”+