-
Deoteronomia 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Rehefa mikapoka ny hazo olivanao ianao, dia aza iverenana kapohina ireo sampany. Tokony havela ho an’ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izay ambiny eo.+
-