-
Jeremia 8:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Ary aleon’ireo sisa tavela amin’ity firenena ratsy fanahy ity ho faty, toy izay ho velona any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
-