-
Jeremia 48:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 ‘Izay mandositra noho ny horohoro dia ho latsaka ao anaty lavaka,
Ary izay miakatra avy ao anaty lavaka dia ho tratran’ny fandrika.’
‘Fa ho avy ny taona hanasaziako an’i Moaba’, hoy i Jehovah.
-