Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+ Apokalypsy 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+