Eksodosy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+ Isaia 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manaova hira fiderana* ho an’i Jehovah,+ fa nanao zavatra miavaka izy,+ Ary ampahafantaro eran-tany izany.
22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+
5 Manaova hira fiderana* ho an’i Jehovah,+ fa nanao zavatra miavaka izy,+ Ary ampahafantaro eran-tany izany.