Isaia 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+
62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+