Isaia 60:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Havela hisokatra foana ny vavahadinao.+Tsy hohidiana ireny na andro na alina,Mba hampidirana ny fananan’ny firenena ho ao aminao,Ka ny mpanjakany no hitarika an’izany.+
11 Havela hisokatra foana ny vavahadinao.+Tsy hohidiana ireny na andro na alina,Mba hampidirana ny fananan’ny firenena ho ao aminao,Ka ny mpanjakany no hitarika an’izany.+