-
Salamo 63:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mahatsiaro anao aho rehefa eo am-pandrianako;
Misaintsaina momba anao aho mandritra ny fotoam-piambenana amin’ny alina.+
-
-
Salamo 119:62Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
62 Mifoha aho amin’ny misasakalina mba hisaotra anao,+
Fa ara-drariny ny didim-pitsaranao.
-