Isaia 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 41:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+ Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+ Isaia 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+ Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+