-
Salamo 121:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsia! Tsy ho rendremana mihitsy na hatory
Ilay mpiambina ny Israely.+
-
-
Isaia 46:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa amin’ny taranak’i Israely,+
Dia ianareo izay nampiako hatramin’ianareo vao teraka, sady nentiko hatrany an-kibo.+
4 Tsy hiova aho mandra-pahantitrareo,+
Ary hanohana anareo foana mandra-pahafotsin’ny volonareo.
Hitondra anareo sy hanohana anareo aho ary hamonjy anareo, hoatran’ny efa fanaoko.+
-