FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 85:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Efa namela ny fahadisoan’ny vahoakanao ianao;

      Navelanao* daholo ny fahotany.+ (Sela)

       3 Tsy navoakanao daholo ny hatezeranao,

      Ary tsy nisafoaka intsony ianao.+

  • Isaia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe:

      “Misaotra anao aho, Jehovah ô,

      Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,

      Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara