2 Mpanjaka 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny rariny no hataoko tady fandrefesana,+Ary ny fahamarinana no hataoko fitaovana hijerena an’izay tsy mitovy tantana.*+ Hopaohin’ny havandra ny lainga fialofana,Ary ho difotry ny rano ny toerana fiafenana. Fitomaniana 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanapa-kevitra i Jehovah hoe horavany ny mandan’i Ziona zanakavavy.+ Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nisakana ny tanany tsy handripaka* izy. Ataony misaona ny dongon-tany* sy ny manda. Samy nataony tsy nanan-kery izy ireny.
17 Ny rariny no hataoko tady fandrefesana,+Ary ny fahamarinana no hataoko fitaovana hijerena an’izay tsy mitovy tantana.*+ Hopaohin’ny havandra ny lainga fialofana,Ary ho difotry ny rano ny toerana fiafenana.
8 Nanapa-kevitra i Jehovah hoe horavany ny mandan’i Ziona zanakavavy.+ Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nisakana ny tanany tsy handripaka* izy. Ataony misaona ny dongon-tany* sy ny manda. Samy nataony tsy nanan-kery izy ireny.