Isaia 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny rariny no hataoko tady fandrefesana,+Ary ny fahamarinana no hataoko fitaovana hijerena an’izay tsy mitovy tantana.*+ Hopaohin’ny havandra ny lainga fialofana,Ary ho difotry ny rano ny toerana fiafenana.
17 Ny rariny no hataoko tady fandrefesana,+Ary ny fahamarinana no hataoko fitaovana hijerena an’izay tsy mitovy tantana.*+ Hopaohin’ny havandra ny lainga fialofana,Ary ho difotry ny rano ny toerana fiafenana.