Salamo 103:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanameloka antsika foana noho ny fahadisoana nataontsika izy,+Na hitana lolompo mandrakizay.+ Isaia 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry vahoakako voahosihosy toy ny varimbazaha,Ry vokatra* avy eny amin’ny famoloana!+Notantaraiko taminareo izay henoko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Andriamanitry ny Israely. Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Ry vahoakako voahosihosy toy ny varimbazaha,Ry vokatra* avy eny amin’ny famoloana!+Notantaraiko taminareo izay henoko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Andriamanitry ny Israely.