-
Isaia 51:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hatolotro eny an-tanan’ireo mampijaly anao ilay kaopy,+
Dia izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany mba handehananay.’
Nataonao hoatran’ny tany àry ny lamosinao,
Hoatran’ny lalana handehanan’izy ireo.”
-