19 Hanazimbazimba ahy eo imason’ny vahoakako ve ianareo mba hahazoanareo vary orza eran’ny tanana sy poti-mofo,+ ka vonoinareo izay tsy tokony ho faty, fa tsimbininareo kosa izay tokony ho faty? Manao an’izany mantsy ianareo rehefa mandainga amin’ny vahoakako, izay mihaino ny lainganareo.”’+