Isaia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+ Hosea 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aorian’izay, dia hiverina ny vahoakan’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Any am-parany any,+ dia hanatona an’i Jehovah izy ireo satria matahotra azy, sady maniry ny hanehoany ny hatsaran-toetrany.
13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+
5 Aorian’izay, dia hiverina ny vahoakan’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Any am-parany any,+ dia hanatona an’i Jehovah izy ireo satria matahotra azy, sady maniry ny hanehoany ny hatsaran-toetrany.