-
Deoteronomia 1:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Hitanareo tany an-tany efitra koa fa tahaka ny fitondran’ny olona an-janany no nitondran’i Jehovah Andriamanitrareo anareo, na taiza na taiza nalehanareo mandra-pahatonganareo teto.’
-