FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Olombelona ihany ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra.

      Nofo ihany ny soavaliny, fa tsy fanahy.+

      Rehefa manatsotra ny tanany i Jehovah,

      Dia ho tafintohina izay manampy,

      Ary hianjera izay ampiana.

      Dia hiaraka ho faty daholo izy rehetra.

  • Jeremia 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Miovaova be ianao, nefa maninona izany no hamaivaninao fotsiny?

      Ho menatra koa ianao noho ny amin’i Ejipta,+

      Hoatran’ny nahamenatra anao noho ny amin’i Asyria.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara