-
Ezekiela 12:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hisy amin’izy ireo anefa tsy hovonoiko, ka tsy ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Amin’izay izy ireo ho afaka hitantara any amin’ireo firenena handehanany ny zavatra maharikoriko rehetra nataony. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.”
-