Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony. Isaia 60:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy ho heno ao amin’ny taninao intsony ny herisetra,Ary tsy ho heno ao anatin’ny sisin-taninao intsony ny fandringanana sy fandravana.+ Hantsoinao hoe Famonjena+ ny mandanao, ary hoe Fiderana ny vavahadinao. Matio 26:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Dia hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+
7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.
18 Tsy ho heno ao amin’ny taninao intsony ny herisetra,Ary tsy ho heno ao anatin’ny sisin-taninao intsony ny fandringanana sy fandravana.+ Hantsoinao hoe Famonjena+ ny mandanao, ary hoe Fiderana ny vavahadinao.
52 Dia hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+