9 Fa manampy anareo aho ka hitsinjo anareo, dia hovolena sy hamafazam-boa ianareo. 10 Hataoko lasa be dia be ny vahoakanao, izany hoe ny taranak’Israely manontolo, dia izy rehetra mihitsy. Dia hisy hipetraka ao amin’ireo tanàna,+ ary haorina indray ireo toerana efa rava.+