Hosea 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hiteny i Efraima hoe: ‘Inona intsony no ilako sampy?’+ Fa hihaino azy aho ary hikarakara azy.+ Ho lasa hoatran’ny hazo zenevrie midoroboka aho, Dia ho eo amiko izy no haka voankazo.” Zakaria 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hofafako tsy hisy intsony eto amin’ity tany ity ny anaran’ireo sampy,+ ka tsy hotsarovana intsony. Hesoriko eto amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.
8 Hiteny i Efraima hoe: ‘Inona intsony no ilako sampy?’+ Fa hihaino azy aho ary hikarakara azy.+ Ho lasa hoatran’ny hazo zenevrie midoroboka aho, Dia ho eo amiko izy no haka voankazo.”
2 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hofafako tsy hisy intsony eto amin’ity tany ity ny anaran’ireo sampy,+ ka tsy hotsarovana intsony. Hesoriko eto amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.