FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 41:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+

      Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+

      Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,

      Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+

  • Isaia 44:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa handatsahako rano izay mangetaheta,*+

      Ary hasiako renirano mikoriana any amin’ny tany karakaina.

      Handatsahako ny fanahiko ny taranakao,+

      Sady handrotsahako fitahiana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara