Ohabolana 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika mankany amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah.+Hatory tsara izay matahotra Azy, fa tsy ho tratran’ny loza.+
23 Mitarika mankany amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah.+Hatory tsara izay matahotra Azy, fa tsy ho tratran’ny loza.+