-
Isaia 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Midedadeda hoatran’ny afo ny faharatsiana,
Ka levoniny ny tsilo sy ny ahidratsy.
Hodorany koa ny kirihitrala,
Ka hidonaka ny setroka avy aminy.
-