-
Isaia 66:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Fa hampiasa afo i Jehovah rehefa mampihatra didim-pitsarana,
Ary hampiasa ny sabany izy mba handringanana ny olombelona* rehetra.
Dia ho be dia be no ho voaringan’i Jehovah.
-