-
Ezekiela 18:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tsy mba mampijaly ny mahantra izy, ary tsy maka tombony be na zanabola rehefa mampindram-bola, fa manaraka tsara ny didim-pitsarako sy ny lalàko. Dia tsy ho faty noho ny fahadisoan’ny rainy izany lehilahy izany, fa azo antoka hoe ho velona.
-