2 Mpanjaka 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tonga tao amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria. Dia nomen’i Menahema volafotsy 1 000 talenta* i Pola, mba hanampiany azy hanamafy orina ny fanjakany.+
19 Tonga tao amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria. Dia nomen’i Menahema volafotsy 1 000 talenta* i Pola, mba hanampiany azy hanamafy orina ny fanjakany.+