-
Salamo 50:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny lanitra manambara ny fahamarinan’Andriamanitra,
Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ (Sela)
-
-
Salamo 98:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy.
-