Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+ Zefania 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao.+ Mahery izy ka hamonjy. Ho faly be sy tena ho ravoravo izy noho ny aminao,+ Ary hangina* izy satria tia anao. Ho faly sy hihoby izy noho ny aminao.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao.+ Mahery izy ka hamonjy. Ho faly be sy tena ho ravoravo izy noho ny aminao,+ Ary hangina* izy satria tia anao. Ho faly sy hihoby izy noho ny aminao.