-
Apokalypsy 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia niafina tany anaty lava-bato sy tany amin’ny vatolampy teny an-tendrombohitra ny mpanjakan’ny tany, ny manam-pahefana ambony, ny mpitari-tafika, ny mpanankarena, ny olona matanjaka, ny mpanompo rehetra, ary ny olona afaka rehetra.+
-