-
Matio 15:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary nisy vahoaka be nanatona azy sady nitondra olona nalemy tongotra, kilemaina, jamba, moana, ary marary be dia be hafa. Dia napetrak’izy ireo teo an-tongony ireny, ka nositraniny.+
-