Isaia 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa handatsahako rano izay mangetaheta,*+Ary hasiako renirano mikoriana any amin’ny tany karakaina. Handatsahako ny fanahiko ny taranakao,+Sady handrotsahako fitahiana.
3 Fa handatsahako rano izay mangetaheta,*+Ary hasiako renirano mikoriana any amin’ny tany karakaina. Handatsahako ny fanahiko ny taranakao,+Sady handrotsahako fitahiana.