2 Tantara 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Taorian’izay, raha mbola tany Lakisy+ i Sankeriba mpanjakan’i Asyria sy ny tafi-panjakany manontolo,* dia naniraka ny mpanompony ho any Jerosalema izy mba hilaza tamin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny Jodianina rehetra tao Jerosalema+ hoe:
9 Taorian’izay, raha mbola tany Lakisy+ i Sankeriba mpanjakan’i Asyria sy ny tafi-panjakany manontolo,* dia naniraka ny mpanompony ho any Jerosalema izy mba hilaza tamin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny Jodianina rehetra tao Jerosalema+ hoe: