FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoentinareo any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo hametrahana ny anarany ny zavatra rehetra asaiko entinareo,+ dia ny fanatitra dorana, ny sorona, ny ampahafolon-karena,+ ny fanomezana avy aminareo, ary izay fanatitra fidinareo hanefana ny voady hataonareo amin’i Jehovah.

  • 2 Tantara 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary niseho tamin’i Solomona+ i Jehovah ny alin’iny, ka nilaza hoe: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa nofidiko ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+

  • 2 Tantara 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy i Hezekia ihany anefa ve no nanaisotra an’ireo toerana avon’ny+ Andriamanitrareo* sy ny alitarany,+ ka niteny tamin’i Joda sy Jerosalema hoe: “Eo anoloan’ny alitara iray ihany ianareo no tokony hiankohoka sy handoro fanatitra mba hidona-tsetroka”?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara