-
2 Mpanjaka 18:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia nitsangana ilay Rabsake, ka niteny mafy tamin’ny fitenin’ny Jiosy hoe: “Henoy ny tenin’ny mpanjakan’i Asyria, ilay mpanjaka lehibe!+
-
-
2 Mpanjaka 18:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireo firenena no nahavonjy ny taniny teo am-pelatanako? Dia i Jehovah ve dia hahavita hamonjy an’i Jerosalema eto am-pelatanako?”’”+
-