-
2 Mpanjaka 19:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Angaha tsy efa henonao fa izany no efa tapaka* hatry ny ela be?+
Efa hatramin’ny taloha aho no nanomana* an’izany,+
Dia hotanterahiko izany izao.+
Hataonao tsy misy mponina intsony ny tanàna voaro mafy ka ho korontam-bato sisa.+
26 Tsy ho afa-manoatra ny mponina ao.
Hatahotra be sy ho menatra izy ireo.
Ho lasa hoatran’ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahitra maitso+ izy ireo,
Ary ho lasa hoatran’ny ahitra eny amin’ny tafo, dia ahitra mainan’ny rivotra avy any atsinanana.
-