FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Efa nanontany an’i Isaia i Hezekia talohan’izay hoe: “Inona no famantarana+ fa hositranin’i Jehovah aho, ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah rahafakampitso?” 9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana avy amin’i Jehovah mba hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Tianao hiroso zanatohatra* folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”+ 10 Dia hoy i Hezekia: “Mora amin’ny aloka ny mandroso zanatohatra folo noho ny mihemotra zanatohatra folo.” 11 Niantso an’i Jehovah àry i Isaia mpaminany, ka nataony nihemotra zanatohatra folo ny aloka+ izay efa nidina teo amin’ny zanatohatr’i Ahaza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara