8 Tsy misy olona manana fahefana amin’ny ainy na mahavita mitazona ny ainy. Hoatr’izany koa fa tsy misy olona afaka mifidy ny andro ahafatesany.+ Tsy misy afa-miala tsy handeha hiady rehefa misy ady, dia hoatr’izany koa fa tsy ho afa-maina amin’ny vokatry ny ataony izay zatra manao ratsy.