-
Isaia 59:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mierona toy ny orsa izahay rehetra,
Ary mitoreo sy malahelo toy ny voromailala.
Manantena rariny izahay nefa tsy misy izany,
Ary manantena famonjena nefa lavitra anay izany.
-