-
Salamo 30:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Novanao ho fandihizana ny fisaonako;
Nesorinao ny akanjo gony nanaovako, dia nampitafianao fifaliana aho,
12 Mba hahafahako* hihira fiderana ho anao, fa tsy hangina fotsiny.
Jehovah Andriamanitro ô, hidera anao mandrakizay aho.
-