FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Miverena any amin’i Hezekia mpitarika ny vahoakako, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho,+ dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao rahafakampitso.+

  • 2 Mpanjaka 20:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy sy fanomezana ho an’i Hezekia i Berodaka-baladana mpanjakan’i Babylona, zanak’i Baladana. Henony mantsy hoe narary i Hezekia.+ 13 Nandray* an’ireo iraka i Hezekia, ka nasehony azy ireo ny zava-drehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany,+ dia ny volafotsy, ny volamena, ny menaka balsama, ny menaka sarobidy hafa, ny fitaovam-piadiany, ary izay rehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany. Tsy nisy tsy nasehon’i Hezekia azy ny tao an-tranony* sy ny tao amin’ny fanjakany manontolo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara