2 Tantara 32:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary lasa nanana harem-be sy nahazo voninahitra be i Hezekia.+ Nanao trano fitehirizana entana+ izy hametrahany volafotsy, volamena, vatosoa, menaka balsama, ampinga, ary zava-tsarobidy maro isan-karazany.
27 Ary lasa nanana harem-be sy nahazo voninahitra be i Hezekia.+ Nanao trano fitehirizana entana+ izy hametrahany volafotsy, volamena, vatosoa, menaka balsama, ampinga, ary zava-tsarobidy maro isan-karazany.