Mpitsara 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nilanja 1 700 sekely* ny kavin’orona volamena nangatahin’i Gideona. Nahazo an’ireto koa izy: Firavaka miendrika volan-tsinana, kavina, akanjo volonondry volomparasy nanaovan’ireo mpanjakan’ny Midianina, ary rojo teny am-bozon’ny rameva.+
26 Nilanja 1 700 sekely* ny kavin’orona volamena nangatahin’i Gideona. Nahazo an’ireto koa izy: Firavaka miendrika volan-tsinana, kavina, akanjo volonondry volomparasy nanaovan’ireo mpanjakan’ny Midianina, ary rojo teny am-bozon’ny rameva.+