-
Joba 38:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Taiza àry ianao tamin’izaho nanorina ny tany?+
Lazao ahy, raha mihevi-tena ho mahay ianao.
5 Iza no nametraka ny refiny, raha fantatrao?
Ary iza no nanenjana ny tady nandrefesana azy?
-