Levitikosy 25:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+ 24 Tokony ho azon’ny tompony vidina indray ny tany efa namidiny, na aiza na aiza misy anareo ao amin’ilay tany ho lasanareo.
23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+ 24 Tokony ho azon’ny tompony vidina indray ny tany efa namidiny, na aiza na aiza misy anareo ao amin’ilay tany ho lasanareo.