Genesisy 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia neken’i Abrahama ihany ny tenin’i Efrona, ka nolanjainy ho an’i Efrona ilay volafotsy efa nolazainy teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia volafotsy 400 sekely,* araka ny lanja fampiasan’ny mpivarotra.+
16 Dia neken’i Abrahama ihany ny tenin’i Efrona, ka nolanjainy ho an’i Efrona ilay volafotsy efa nolazainy teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia volafotsy 400 sekely,* araka ny lanja fampiasan’ny mpivarotra.+